|
|
|
|

Teny iditra1 fanesika
Fototeny  2sesika
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manesika, mampiditra sesika.
5Azo asesika, azo atao sesika: Tsy mba fanesika kidoro ny fandrotrarana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12