|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faneriterena |
| Fototeny | 2eritra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 faneriterena izany, hoy ny vao asandratry ny nofo.
[2.245#]
5 Ampian' izany ny faneriterena tafahoatra eo amin' ny fahafahana manao fivoriana. [4.27#] 6 Tsy misy faneriterena mialoha azo ampiharina amin' ny fampahalalam-baovao amin' ny endriny rehetra ankoatr' ireo izay mamoafady na mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka. [1.320#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|