|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 faneranana |
| Fototeny | 2serana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandalovana eo anoloan' olona.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 faneranana |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7fijerena raha manana ny refy tokony ho izy ny zavatra iray.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8calibrage.
[1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 9fiasana faneranana |
| Fivaditsoratra | 10 fanarenana, 11 faneranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|