|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanentitra
Fototeny  2hentitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manentitra na manapaka tarangana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce qu’on peut couper, la manière de couper. [1.3]
Ohatra  6 Alao ny antsy, alao ny fanentitra, hanenterana an' ilay tsy nahita, fa izaho nahita efa tofoka. [2.69]

Teny iditra (2/2)7 fanentitra
Fototeny  8hentitra
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10Azo tapahina tsy asiana romoromo mifanona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12