|
|
|
|

Teny iditra1 fanenomana
Fototeny  2tenona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana (fahany).
5Fitaovana entina manenona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[Rel.
7s.
8from manenona (tenona).] A loom; the whole of the implements used in weaving, also the place where the loom is.. [1.2]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fanenomana, 11 fenomanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02