|
|
|
|

Teny iditra1 faneno
Fototeny  2neno
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manière de retentir. [1.3#451]
Ohatra  6 Notsindriko ny faneno teo am-baravarana. [2.4#]
7 Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka. [2.470#]
8 Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao? [2.270#]
Voambolana  9 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  10fanenoalina

Fivaditsoratra  11 faneno, 12 foneña

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08