|
|
|
|

Teny iditra1 fanendrikendrehana
Fototeny  2endrikendrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action de calomnier. [1.3]
Ohatra  6 Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra. [2.285]
7 na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12