|
|
|
|

Teny iditra1 fanendrasendrana
Fototeny  2sendrasendra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Faminavinana ara-keviny; fametrahana akoholahy eo anoloan'ny akoholahy iray hala mba hahitana raha te hiady marina ilay voalohany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12