|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanemorana |
| Fototeny | 2hemotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanakisahana (fotoana) ho lavidavitra kokoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5l'action de renvoyer, de retenir.
[1.3#234] |
| Ohatra |
6 Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray.
[4.27#]
|
| Fivaditsoratra | 7 famorenana, 8 fanamorena, 9 fanemorana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|