|
|
|
|

Teny iditra1 fanemerana
Fototeny  2temitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanasiana temitra: Miverina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an' efitrano.
5Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran' ny miaramila ny trano nidiran' ilay mpangalatra. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famerenana, 7 fanemerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12