|
|
|
|

Teny iditra1 fanembahemba
Fototeny  2hembahemba
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manembahemba, manofahofa.
5Azo ahembahemba. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12