|
|
|
|

Teny iditra1 fanehoana
Fototeny  2seho
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de montrer, d’exhiber, l'instrument, le lieu. [1.3#595]
6représentation, présentation, expression. [1.13]
Ohatra  7 fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#]
8 Hira an' ezaka mafy araka izay tratran' ny aina, fanehoana herin-tenda, voa-peo fara-hery, izany no niriatra sy nigaona nanodidina ahy. [2.4#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 fahenoana, 11 fanehoana, 12 hafenoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08