|
|
|
|

Teny iditra1 fanefena
Fototeny  2tefy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanamboarana vy na metaly hafa ho zavatra fampiasa.
5Famolavolana: Tsy mora ny fanefena ny toe-tsaina amam-pon' ny ankizy hatramin' ny fahakeliny, izay tsy maintsy atomboka hatreo omin' ny fianakaviana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6l'action de forger, de fabriquer, l'instrument, la cause, le lieu. [1.3]
7forge. [1.13]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02