|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanebahana |
| Fototeny | 2tebaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L'action de mépriser, la cause.
[1.3#690] |
| Ohatra |
6 io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana.
[1.519#]
7 Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany. [2.285#] |
| Fivaditsoratra | 8 fanahebana, 9 fanebahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|