|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandroso |
| Fototeny | 2roso |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an' ny vahiny, ry Bozy a !.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Manière d’avancer, de présenter quelque chose, ce qu’on peut présenter.
[1.3#550] |
| Ohatra |
6 Rehefa tonga ivelan' ny tanàna dia manomboka ny "fandroso.
[2.436#]
7 Lasa kosa i Feno sy Donga, nanao fandroso-miaramila manao latsa-kalina ara-bakiteny: tsy hay avahana amin' ny manodidina azy ary tsy heno fihetsika. [2.472#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|