|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandroronana |
| Fototeny | 2rorona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheverina ho ambany razana noho ny tena no natao taloha hoe fandroronana.
5Fihenana: Efa tsapany ny fandroronan' ny heriny noho ny taonany. 6Fironana miankandrefana, fihilanana: Tamin' ny fandroronan' ny masoandro no niverenanay nody. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7action de se marier avec des personnes d'une caste inférieure.
[1.3#549] |
| Voambolana | 8 Fifandraisana: fianakaviana |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 fandroronana |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12(de rorona : action de se mésallier, de s'abaisser en épousant quelqu'un d'une caste inférieure ; c'est aussi le nom qu'on donne aux os de seiche employés en thérapeutique populaire).
13Nom d'une Fabaceae non identifiée. 14On l'emploie, associée aux os de seiche écrasés, à la préparation d'un onguent contre les brûlures.. [Taisaka] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|