|
|
|
|

Teny iditra1 fandroritana
Fototeny  2roritra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny.
5Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady.
6Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra.
7Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8L’action de tirer, l’instrument. [1.3#549]
9traction, étirage. [1.13]
Ohatra  10 Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy. [2.470#]
Kamban-teny rehetra  11fandroritampaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08