|
|
|
|

Teny iditra1 fandrongatra
Fototeny  2rongatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny biby mandrongatra na miala ao am-pahitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5la manière de franchir les murs du parc à boeufs. [1.3]

Fivaditsoratra  6 fandrangotra, 7 fandrongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12