|
|
|
|

Teny iditra1 fandrokidrokiana
Fototeny  2rokiroky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12