|
|
|
|

Teny iditra1 fandripahana
Fototeny  2ripaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanjerana, famelezana ny betsaka, fandringanana, fandevonana, fandaniana tanteraka. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12