|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fandribaratra |
| Singan-teny | 2fandrika, 3varatra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6A lightning conductor..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7paratonnerre.
[1.13] |
| Teny iditra (2/3) | 8 fandribaratra |
| Singan-teny | 9fandrika, 10varatra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
12a kind of vine with edible fruit.
13Vitis microdiptera, Baker. 14Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.).. [Provincial] [1.2] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 16famakientana, voakitsonamboa |
| Teny iditra (3/3) | 17 fandribaratra |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19(de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre.
20Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. 21(Vitaceae). 22Fruits comestibles. 23Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées.. [Merina, Bezanozano, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|