|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandriaka |
| Fototeny | 2riaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny riaka: Loza ny fandriakan' ny rany tamin' ny tany.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 afandrika, 6 fandraika, 7 fandriaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|