|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fandrezatra
Fototeny  2rezatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mandrezatra, mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fandrezatra
Fototeny  6rezatra
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny frantsay  8ce qu'on peut clouer, manière de clouer. [1.3#530]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12