|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrehofana |
| Fototeny | 2rehoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famoahana rehoka; zavatra fasiana ny rehoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ce qu’on peut rejeter en expectorant, manière d’expectorer.
[1.3#523] |
| Ohatra |
6 Ny tapa-tsihy eo anoloany no nosongainy nataony fandrehofana.
[2.285#]
7 Nohatonin' i Noro, vadin' i Laibory, na Rasoa, reniny, nasiany, ambanin' ny vavany, lovia feno arina, natao fandrehofana. [2.270#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|