|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fandray
Fototeny  2ray
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mandray: Hotely tsara fandray.
5Azo raisina amin' ny tanana: Tsy fandray ny baolina raha milalao kitra. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 fandray
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny anglisy  8a species of caterpillar.. [1.2]
Voambolana  9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  10fandray vovobony

Fivaditsoratra  11 afindra, 12 fandray, 13 fiandra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08