|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fandravonana
Fototeny  2ravona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampitoviana tantana, fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marin-tampona, fanarenana; fampitoviana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L action d'égaliser, l’instrument. [1.3#518]
6synthèse. [1.13]
Ohatra  7 Vao mainka tsy nahaliana kokoa ny mikasika ny volavolan-dalàna fandravonana na fanatanterahana ny fitantanam-bola nifanesy. [4.27]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9 fandravonana
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11(de ravona : action d'aplanir les difficultés) Aliments choisis et préparations stomachiques qu'on donne aux personnes prédisposées aux maux d'estomac.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08