|
|
|
|

Teny iditra1 fandratrana
Fototeny  2ratra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action de blesser. [1.3#515]
Ohatra  6 Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. [2.245#]

Fivaditsoratra  7 fanandratra, 8 fandratrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12