|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrarahana |
| Fototeny | 2raraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano.
5Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka. 6Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha. 7Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|