|
|
|
|

Teny iditra1 fandraofana
Fototeny  2raoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanangonana amin' ny tanana; fipaohana, fifaohana zavatr' olona; famaboana (fananan' olona).
5Zavatra entina mandraoka fako, tany.... [1.1]
Kamban-teny rehetra  6fampitaovana ho fandraofana

Fivaditsoratra  7 fandarofana, 8 fandraofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08