|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrantoana |
| Fototeny | 2ranto |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandehanana manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena; fandehanana any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|