|
|
|
|

Teny iditra1 fandrakofana
Fototeny  2rakotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Zavatra entina mandrakotra.
5Fanasiana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa mba tsy hahitana azy na mba hiarovana azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12