|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandraikiraikena |
| Fototeny | 2raikiraiky |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanadalana.
5Ody fandravoravoana, ody fitia. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L’action de faire tituber.
7charme. [1.3#501] |
| Ohatra |
8 Dia rendrika aho, asa izany angaha no azon' ny fandraikiraikena!
[2.643#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|