|
|
|
|

Teny iditra1 fandozoka
Fototeny  2lozoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana hazo boribory mitsivalana mba hisakanana ny omby tsy hivoaka). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Manière de mettre les poteaux [pour fermer les parcs à boeufs]. [1.3#415]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12