|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandorana |
| Fototeny | 2dotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampirehetana, fandevonana amin' ny afo: Azo atao tsara ny fandorana ny foko.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5grillage.
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haitao |
| Fivaditsoratra | 7 afondrana, 8 fandorana, 9 fandroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|