|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fandonahana
Fototeny  2lonaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanasiana zezika ny tany mba hahavokatra tsara. [1.1]
5fikarakarana ny tany mba hampitombo ny tsirony. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6fertilisation. [1.13]

Teny iditra (2/2)7 fandonahana
Fototeny  8donaka
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Fanetrohana. [1.1]

Fivaditsoratra  11 fanandohana, 12 fandonahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12