|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandoavana |
| Fototeny | 2loa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famoahana zavatra efa nohanina amin' ny vava indray.
5Fanefana vola: Isaky ny fahafolon' ny volano no fandoavana ny sarampianarana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the act of vomiting; a payment.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7action de vomir; action de payer.
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 8 fandavoana, 9 fandoavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|