|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandoarana |
| Fototeny | 2loatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fakana ny ao anatin' ny vilany: Anjaran' ny vehivavy taloha ny fandoarana ny vory.
5Fanalana sy fihadiana ny atiny: Naharitra elaela ihany ny fandoarana ny tany tamin' io lavaka io. [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 6fampitaovana ho fandoarana |
| Fivaditsoratra | 7 andarofana, 8 andraofana, 9 fandaroana, 10 fandoarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|