|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandoahana |
| Fototeny | 2loaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovana loaka, lavaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the act of piercing; a tool for making holes.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6action de percer un trou; outil pour percer.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara.
[2.424#]
|
| Kamban-teny rehetra | 8fiasana fandoahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|