|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandoa |
| Fototeny | 2loa |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mandoa.
5Izay matetika aloan' ny olona: Ariary telo no fandoa amin' ny fiarambahoaka raha miakatra any Ambohipotsy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ce qu'on peut rembourser, payer; la manière de vomir, de payer.
[1.3#406] |
| Ohatra |
7 Ary farany, dia naroso ny vola fandoa isam-bolana;
[2.59#]
8 ariary farantsa ireo, na iza handoa na iza handoa, raha ataony avy amin'ireo no fandoa azy dia misokatra ny fivarotana. [2.366#] |
| Fivaditsoratra | 9 fandao, 10 fandoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|