|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandiovana |
| Fototeny | 2dio |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asa atao hanadio.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L’action de nettoyer, la purification, ce avec quoi on purifie.
[1.3#106] |
| Ohatra |
6 Io no atao hoe afo fandiovana!
[2.529#]
7 Mampiseho ny fijalian' ny kristianina mijaly ao amin' ny afo fandiovana iry. [2.470#] 8 Dia ny fandiovana azy amin' ny asidra, tahaky ny famotsiana azy amin'ny voasary. [2.366#] |
| Tsipelina hafa | 9fanadiovana |
| Kamban-teny rehetra | 10afofandiovana |
| Fivaditsoratra | 11 fandiovana, 12 ifandovana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|