|
|
|
|

Teny iditra1 fandimbasana
Fototeny  2dimby
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitanana ny toerana sy fanohizana ny asan' ny teo aloha; fanoloana: Sarotra ny fandimbasana ny olona mahay teo aloha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5succession. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action de succéder, de remplacer. [1.3#104]
7succession, remplacement. [1.8]
Ohatra  8 Ny fandimbasana an-draiko no hotantaraiko aloha. [2.270#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12