|
|
|
|

Teny iditra1 fandevenana
Fototeny  2levina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the act of burial, a funeral. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6l'action d'enterrer, les funérailles. [1.3#404]
7action d'enterrer, funérailles. [1.8]
Ohatra  8 Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana. [2.472]
9 Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana. [2.508]
10 Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy! [2.471]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
12 Tovonana :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02