|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandehanana |
| Fototeny | 2leha |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan' ny antokontafika no foto-dresaka tao amin' ny Filan-kevi-panjakana.
5. 6Dia, fivahinianana: Mahafinaritra ny ankizy kokoa ny fandehanana amin' ny masinina noho ny amin' ny fiarakodia. 7. 8Fialana, fiaingana: Mifohaza maraina fa amin' ny 6 ora no fandehanan' ny masinina. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 fandehanana, 12 fanendahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|