|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandefa |
| Fototeny | 2lefa |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mandefa.
5Azo alefa: Tsy fandefa ny taratasy toy itony. [1.1] |
| Ohatra |
6 Afa-tsy izany, eo ireo andia fandefa, ho any anaty ala na avy any, midi-mivoaka ny tanàna tsy mijanona.
[2.472#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|