|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanday |
| Fototeny | 2lay |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Biby kely lavalava sady malemilemy misy lay, izay miofo ho lolo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5[root lay, a nettle.] A species of hairy caterpillar..
[1.2] 6a caterpillar. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7chenille.
[1.8] |
| Voambolana | 8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (2/2) | 9 fanday |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11(de lay : poils, duvets) Nom donné à diverses plantes ayant une pilosité particulièrement visible.
12Notamment : Byttneria melleri Baker (Malvaceae), Triumfetta pilosa Roth. 13(Malvaceae). 14Plantes qui fournissent des fibres de corderie.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 16 andafy, 17 fadina, 18 fanady, 19 fanday, 20 fandia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|