|
|
|
|

Teny iditra1 fandavorariana
Fototeny  2lavorary
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Le perfectionnement, l’accomplissement. [1.3#394]
6finition. [1.13]
Ohatra  7 Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky [2.606#]
8 Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08