|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandaniana |
| Fototeny | 2lany |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4consumption, using up.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5consommation, l'action de dépenser.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ireo lalàna ireo no mamela ny Fanjakana haka hetra sy hanao fandaniana.
[4.27#2004/06/11]
7 Tsy nampaninona ny varotra ny fandaniana kely dia kely nataon-dry zareo. [1.369#] 8 ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12:1173451160] |
| Fivaditsoratra | 9 fanadinana, 10 fandainana, 11 fandaniana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|