|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandalorana |
| Fototeny | 2lalotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana.
5Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage.
[1.3#378] 8truelle, polissoir. [1.3#145] |
| Ohatra |
9 Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano.
[2.470#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|