|
|
|
|

Teny iditra1 fandalinana
Fototeny  2lalina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4l'action d'approfondir. [1.3]
Ohatra  5 Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany. [2.4]
6 Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza. [2.245]

Fivaditsoratra  7 fandalinana, 8 fandilanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07