|
|
|
|

Teny iditra1 fandalina
Fototeny  2lalina
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra.
5Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany. [1.1]
Ohatra  6 Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany. [2.606#]

Fivaditsoratra  7 fandalañy, 8 fandalina, 9 fandilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12